| Teny iditra | mandriaka (riaka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Latsaka be dia be (rano): Nandriaka ny ranonorana tamin' ny asabotsy hariva Mikoriana be dia be: Nandriaka ny ranomasony tamin' ny nahafatesan-dreniny. [1.1] | ||
| To flow as a torrent, to flow in abundance [1.7] | ||
| Couler par torrents, couler en abondance [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|