|
|
|
|

Teny iditra mandriatra (triatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrovitra, manataka [1.1]
  [Bezanozano, Tambahoaka] Mandrovitra [1.78]
 To tear, to rip [1.7]
 Déchirer [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandriatra
Ny lasa : nandriatra
Ny hoavy : handriatra
Filaza mandidy : mandriara

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20