|
|
|
|

Teny iditra mandrimorimo (rimorimo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manipy mafy mifofofofo
Mampifioka na mampimonomonona zavatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrimorimo
Ny lasa : nandrimorimo
Ny hoavy : handrimorimo
Filaza mandidy : mandrimorimoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20