|
|
|
|

Teny iditra mandriorio (riorio)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampirenireny
Mampibirioka
Mampandeha atsy mampandeha aroa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandriorio
Ny lasa : nandriorio
Ny hoavy : handriorio
Filaza mandidy : mandrioriova

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11