| Teny iditra |
mandrisika
(risika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mampahazoto, mitarika, mitaona, manome zotom-po sy havitrihana: Mahay mandrisika ny mpiasany izy Mahatonga hazoto mampirisika: Mandrisika ny mpianatra ny valisoa [1.1]
|
| | Manao izay hifohazan'ny taova iray. [1.13]
|
| | Exciter. [1.13]
|
| Ohatra | Ny fitazanana ireo zaza amam-behivavy avy andrefana sy atsinanana no mahalava ny masony sy mandrisika ny fony
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandrisika |
| Ny lasa : |
nandrisika |
| Ny hoavy : |
handrisika |
| Filaza mandidy : |
mandrisiha |
|
|