|
|
|
|

Teny iditra mandritika (ritika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaja, manome voninahitra: Raha mandritika ahy, mba ritihiko, raha maneva (manivaiva) ahy, mba evaiko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandritika
Ny lasa : nandritika
Ny hoavy : handritika

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04