| Teny iditra |
mandritra
(ritra)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao izay hahatankina: Mandritra dobo Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1]
|
| | Dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mandritra |
| Ny lasa : |
nandritra |
| Ny hoavy : |
handritra |
| Filaza mandidy : |
mandrita |
|
|
| Teny iditra |
mandritra
(ritra)
|
| Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
| | Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1]
|
| | During, until the end of [1.7]
|
| | Pendant, jusqu'à la fin de [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro.
[2.470]
|
| 2 | Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro.
[2.472]
|
|
|