|
|
|
|

Teny iditra mandrobaka (robaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka, maninteraka, manatrobaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrobaka
Ny lasa : nandrobaka
Ny hoavy : handrobaka
Filaza mandidy : mandrobaha

Teny iditra mandrobaka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] Mandravina, manala ravina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20