| Teny iditra | mandrobo (robo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamitaka amin' ny teny mamy, mandokadoka: Loza Rangahy io raha handrobo ny lehibeny Mitaona, mitarika, mampiditra, mandroboka: Ianao ihany no nandrobo an-dRakoto tamin' io raharaha io [1.1] | |||||||||
| [Tambahoaka] Mampirisika, mandoka [1.78] | |||||||||
| [Bezanozano] Mandoka [1.78] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|