|
|
|
|

Teny iditra mandrodaka (rodaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandanilany betsaka foana, mitobatoba, mirobaroba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrodaka
Ny lasa : nandrodaka
Ny hoavy : handrodaka
Filaza mandidy : mandrodaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05