|
|
|
|

Teny iditra mandrombaka (rombaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako
Manapaka tenin' olona, mitsaraingona, mitsatsaingoka: Aza mandrombaka ny tenin' ny sasany [1.1]
 To snatch away [1.7]
 Prendre par la force, saisir [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrombaka
Ny lasa : nandrombaka
Ny hoavy : handrombaka
Filaza mandidy : mandrombaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20