|
|
|
|

Teny iditra mandrongatra (rongatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitroatra mivoaka ny vala: Nandrongatra ny omby fa vonjeo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrongatra
Ny lasa : nandrongatra
Ny hoavy : handrongatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05