| Teny iditra | mandrota (rota) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [Tanala] Mandrovitra, mahatonga ho rota: Tsy hay ñy rivotra fa mandrota raha (tsy zaka ny rivotra fa mandrovo-javatra) [1.78] | |||||||
| [Tanosy] Mandrovitra [1.78] | |||||||
| Mandrovitra, manimba [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|