|
|
|
|

Teny iditra mandrovitra (rovitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa
Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1]
 To tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7]
 Déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8]
Ohatra Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mandrovitra
Ny lasa : nandrovitra
Ny hoavy : handrovitra
Filaza mandidy : mandrovita

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20