|
|
|
|

Teny iditra mandry ilika
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mandry, ilika
 Mandry ka ny ila ihany, ny takiba ilany, no atao ambany
Misahirana [1.1]
Ohatra 
1Ilay lahy antitra nandry ilika teo ambony tsihy [2.649]
2Nandry ilika ery ity zanak'Andriana tsy zatra mipetraka raha tsy ambony seza. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07