|
|
|
|

Teny iditra mandry tsy lavo loha
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mandry, tsy, lavo, loha
 Tsy matory fa mbola miarinarina ny loha
Mandry amin' ahiahy [1.1]
Tovy hevitra mandry tsirangaranga

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28