| Teny iditra | manebiheby (hebiheby (heby)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manetsiketsika, manofa, manopakopaka mba hampijanona: Nanebiheby ny fiarakodianay tamin' ny tanany izy Mampikorontana, manelingelina: Manebiheby ny saiko ny fanahiana ny fanadinana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|