| Teny iditra |
maneho
(seho)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [1.1]
|
| | To exhibit, to display [1.7]
|
| | Montrer, exhiber [1.8]
|
| | Présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [1.13]
|
| Ohatra |
| 1 | Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa.
[2.472]
|
| 2 | Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka.
[2.470]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
maneho |
| Ny lasa : |
naneho |
| Ny hoavy : |
haneho |
| Filaza mandidy : |
manehoa |
|
|