| Teny iditra | manejokejo (kejokejo (kejo)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitarika olona amin' ny alalan' ny fanambatambazana, fanangolena: Mahay manejokejo aoka izany iny olona iny Manangoly, manolikoly, manojikojy, manejokejo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|