| Teny iditra |
manelingelina
(helingelina (helina))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahasosotra, manorisory amin' ny fivezivezena manerantserana ny tena, misalovandovana: Manelingelina ahy ireo zaza ireo Mampihahakaha-kevitra; mahatonga ny saina tsy hitombina: Manelingelina ahy izany feon-dakolosy izany [1.1]
|
| | To disturb one by frequent interruptions. [1.2]
|
| | To distract, to bother [1.7]
|
| | Gêner, importuner, distraire, ennuyer [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Fady ny manelingelina namana eny am-pandehanana, ny maka aina na manatsotra andilana.
[2.472]
|
| 2 | Manelingelina anao aho?
[2.583]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manelingelina |
| Ny lasa : |
nanelingelina |
| Ny hoavy : |
hanelingelina |
| Filaza mandidy : |
manelingelena |
|
|