|
|
|
|

Teny iditra manemotra (hemotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy
Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka?
Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra [1.1]
 To delay the time; to reduce [1.7]
 Renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manemotra
Ny lasa : nanemotra
Ny hoavy : hanemotra
Filaza mandidy : manemora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20