| Teny iditra | manendaka (endaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manala ny hoditra, na ny sarona, na ny fono, izay rehetra mipetaka na miréikitra: Tsy menatra akory izy nanenda-damba an' io zaza kamboty io mba hanafiany ny zanany [1.1] | |||||||||
| To flay, to peel off [1.7] | |||||||||
| écorcher, dépouiller [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|