|
|
|
|

Teny iditra manendro (tendro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandray zavatra amin' ny tendrony
Mananika eny an-tendrony (havoana). [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manendro
Ny lasa : nanendro
Ny hoavy : hanendro
Filaza mandidy : manendroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19