|
|
|
|

Teny iditra manendry (tendry)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manondro ho amin' ny toerana iray, hifindra fonenana: Ny Filohan' ny Nosy no manendry azy ho lehiben' ny faritany [1.1]
 Manondro olona ho manao izao sy izao: Manendry mosavy [1.1]
 (na manandry) Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry ratsy olona [1.1]
 Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro ihany no misakafo be, fa ny maraina sy ny hariva manendry hanina kely fotsiny [1.1]
 To appoint, to fix [1.2]
 Toucher du doigt, de la main [1.3]
 Désigner, indiquer, choisir, fixer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manendry
Ny lasa : nanendry
Ny hoavy : hanendry
Filaza mandidy : manendre

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/18