| Teny iditra | manenika (henika) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Manerana: Manenika an' izao tontolo izao Andriamanitra Mameno: Manenika ny foko ny hafaliana Mandrakotra: Manenika ny tanety ny valala [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|