| Teny iditra | manesotra (esotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manala amin' ny toerana misy azy: Antsoy i Beva hanesotra ireto entana ireto Mandroaka: Hanesotra mpiasa dimy, hono, ny mpampiasa amin' ny faran' ny volana Mametraka tsy hiasa: Ny Filoha mihitsy no nanesotra ny lehiben' ny Fivondronana tao Ananona [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|