| Teny iditra | manesy (sesy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao zavatra tsy miato: Nanesy nitsidika anay nandritra ny havaloana i Soa dia tsy nipoitra intsony indray [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manesy | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Manolotra [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|