|
|
|
|

Teny iditra manetsaka (hetsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamonto
Manatanteraka, manatontosa: Nanetsaka ny faniriantsika Andriamanitra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manetsaka
Ny lasa : nanetsaka
Ny hoavy : hanetsaka
Filaza mandidy : manetsaha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14