|
|
|
|

Teny iditra manezaka (ezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manenjana, maninjitra
Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka ise tamin' itỳ volana itỳ matoa nahazo voalohany
Manomboka: Nanezaka nitomany ilay zaza raha vao lasa reniny
Maka an-keriny; manao angovy: Aza manezaka zavatr' olona [1.1]
 To strive hard [1.7]
 Faire un gros effort [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manezaka
Ny lasa : nanezaka
Ny hoavy : hanezaka
Filaza mandidy : manezaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20