|
|
|
|

Teny iditra mangalatra (halatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maka ny tsy an' ny tena: Fahotana ny mangalatra [1.1]
 To steal, to rob [1.2, 1.7]
 To pilfer [1.2]
 Voler, piller [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangalatra
Ny lasa : nangalatra
Ny hoavy : hangalatra
Filaza mandidy : mangalara

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21