| Teny iditra | mangananganana (hananganana (hanana)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Tsy mamy tsy mangidy, mangidingidy tsy dia ratsy fa toa mahafinaritra amin' ny lela ihany aza: Mangananganana ny voan' ny aviavy [1.1] | ||
| Tovy hevitra | manganana | |
| Teny iditra | mangananganana | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Tankarana] Briller, être luisant. (hanakànana). [1.19] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|