|
|
|
|

Teny iditra mangarana (harana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tsy misy loto, tsy misy zavatra miharo aminy, mangalahala: Rano madio mangarana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangarana
Ny lasa : nangarana
Ny hoavy : hangarana
Tovy hevitra mangarangarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20