| Teny iditra |
mangatsiatsiaka
(hatsiatsiaka (hatsiaka))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [1.1]
|
| | Qui est frais, faire frais être convalescent, être débarrassé [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Nalefadefaka sady nangatsiatsiaka ny andro
[2.324]
|
| 2 | Ny aty mangatsiatsiaka ny any no manaranara
[2.48]
|
| 3 | ny andro tsara, ny rivotra mangatsiatsiaka, ny fony falifaly, ka hehy foana mandra-pody
[2.499]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mangatsiatsiaka |
| Ny lasa : |
nangatsiatsiaka |
| Ny hoavy : |
hangatsiatsiaka |
|
|