| Teny iditra | mangebaka (hebaka) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10] | ||
| Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1] | ||
| Ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2] | ||
| Vide, avoir faim [1.3] | ||
| Teny iditra | mangebaka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Bezanozano] Loaka, lempona [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|