|
|
|
|

Teny iditra mangeningenina (heniheny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tonga heniheny; safotry ny rano [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangeningenina
Ny lasa : nangeningenina
Ny hoavy : hangeningenina
Tovy hevitra mangeniheny

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14