|
|
|
|

Teny iditra mangeroka (heroka)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mangidy izaitsizy: Tsy tiako io fanafody io fa mangeroka ohatra ny vahona [1.1]
Ohatra Mangeroka mihinan-tenda mantsy ny viha raha lena. [2.472]
Tovy hevitra mangerokeroka

Teny iditra mangeroka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Manakenda [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/02