|
|
|
|

Teny iditra mangidihidy (hidihidy)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahamaimay ny hoditra ka maniry ny hohaotraorina: Mangidihidy ny lamosiko fa haotraory kely
Maniry mafy ta hanao zavatra: Mangidihidy ta handihy ny tongotro [1.1]
 To be itchy; to want to do something [1.7]
 Avoir des démangeaisons; avoir envie de [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangidihidy
Ny lasa : nangidihidy
Ny hoavy : hangidihidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20