| Teny iditra | mangidy hoditra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mangidy, hoditra | |
| Olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina [1.1] | ||
| Unpopular [1.7] | ||
| Impopulaire [1.8] | ||
| Tohi-kevitra | mamy hoditra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |
|