|
|
|
|

Teny iditra mangina (gina)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
  [Bara] Manirery [1.78]
 Tsy miteny: Taorian' izay teny izay Lay dia nangina ary nipetraka
Mitsahatra mitomany: Norotsirotsina i Baotiana vao nangina
Tsy misy tabataba, tsy andrenesana tabataba: Mangina ety ambanivohitra izany [1.1]
 To be silent [1.2, 1.7]
 Solitary, quiet [1.7]
 Garder le silence, cesser de pleurer, être silencieux [1.3]
 Silencieux; solitaire [1.8]
Ohatra 
1Dia mangina ilay zaza. [2.606]
2Mangina fa avelako eto ity. [2.117]
3Mangina no mety, rey olona. [2.528]
4Miara-mangina ny mpamangy sy ny vangiana. [2.245]
Sary 

Teny iditra mangina
Sokajin-teny anarana
  [Merina, Tanala] (de hina : entente, accord tacite). Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). L'infusion en était administrée aux paranoïaques, pour que leur esprit se remette en bon accord avec leur corps. On dit ce mot aux bébés qui crient très fort pour les calmer [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Gymnosporia divaricata

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20