| Teny iditra | mangintsy (hintsy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mangatsiaka, manaikitra, mamirifiry: Mangintsy izany andro izany, zalahy Mahatsiaro mangatsiaka, mamirifiry: Mangintsy aho farakofy bodofotsy Vita tanteraka tsy iverenana intsony. [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |
|