| Teny iditra |
mangitakitaka
(hitakitaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mipararetra, mihenavelona: Mangitakitaky ny tahotra aho Taitra, mivadi-po: Tsy nangitakitaka izy na dia kely ahory aza, nefa teo am-bavan' ny fahafatesana [1.1]
|
| | To tremble, to shake, as leaves or the voice; to palpitate, or to be in pain, as the heart or one's bones [1.2]
|
| | Palpiter, être émotionné [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mangitakitaka |
| Ny lasa : |
nangitakitaka |
| Ny hoavy : |
hangitakitaka |
| Filaza mandidy : |
mangitakitaha |
|
|