| Teny iditra | mangobakobaka (hobakobaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1] | |||||||
| Ohatra | Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mangobaka | ||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |
|