| Teny iditra | mangorotsoka (horotsoka) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manembona | |
| Ohatra | An-doha manina am-po malahelo odian-tsy jerena ny zanaka tsy hendry kanjo mangorotsoka ihany ny aina fa izay manan-janaka adala no sahirana [2.131] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|