| Teny iditra | mangotsokotsoka (hotsokotsoka (hotsoka)) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mangotsoka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|