|
|
|
|

Teny iditra manifika (hifika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampiala, manesotra: Nanifika ny rano tamin' ny anana izy ka lena ny tarehiko
Manda, manosika: Nanifika azy ny fokonolona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manifika
Ny lasa : nanifika
Ny hoavy : hanifika
Filaza mandidy : manifiha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05