|
|
|
|

Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manindrona: Manilo ny tsilo ~ Manilo ny rantsan' ny vonindraozy [1.1]
 Piquer [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manilo
Ny lasa : nanilo
Ny hoavy : hanilo
Filaza mandidy : maniloa

Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny mpamaritra
 Piquant [1.3]

Teny iditra manilo (tsilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara, Taisaka] Manazava [1.78]
  [Taisaka] Mitsilo [1.78]
  [Merina] [inusité] [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/14