| Teny iditra | maningotra (singotra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao? Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|