| Teny iditra | mañino | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Bezanozano, Tambahoaka] Maneno [1.78] | ||
| Teny iditra | mañino (ino) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Sihanaka] Maninona, nahoana [1.78] | ||
| [Tanala] Inona (maninona): Mañino laha mianatre (maninona raha mianatra) [1.78] | ||
| Tovy hevitra | ino | |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06 |
|