|
|
|
|

Teny iditra maninta (sinta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maharary noho ny asa mamizana mafy natao na noho ny fibatana enta-mavesatra: Maninta ny lamosiko noho ilay fitaomana birikin-dry Dadatoa omaly [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maninta
Ny lasa : naninta
Ny hoavy : haninta

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05