| Teny iditra |
maninteraka
(tanteraka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro [1.1]
|
| Ohatra | Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
maninteraka |
| Ny lasa : |
naninteraka |
| Ny hoavy : |
haninteraka |
| Filaza mandidy : |
maninteraha |
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
maninteraka
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
Manantanteraka [1.78]
|
|